Lunch Box Chauffante Electrique – Livraison à Domicile

Pavillon Analakely BOX 694
Ho antsika mpianatra, mpiasa , mpivarotra .. isika rehetra tsy misakafo atoandro ao atrano..
Natao ho antsika ity, tapitra hatreo ny fihinanana vary mangatsiaka !!!
LUNCH BOX électrique
Afaka hafanaina am courant ny sakafo
Afaka hafanaina anaty fiara koa
En inox tsara ny ao anatiny ( tsy atahorana hankarary)
Lunch Box Chauffante Electrique livré avec petit sac isothermique
Capacité 1,5L
Facile à nettoyer
Facile à utiliser
Puissance : 60W
Alimentation : 220V – 12V – 24V
Prix 65 000ar
Pavillon 694 analakely no misy anay
038 34 609 50 / 032 85 181 28
Manao livraison, mandefa am faritra

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?