Miala kely ville nefa tsy lavitra koa. AMBOHIMALAZA tanàn’ny andriana Akaikina lotissement ity. Olona 1 no tompony anaty juridique. Cadastre ny boky. 200m miala ny bus mankany anjeva. Accès fiara tsara,na fiara kely aza afaka eny. 4km miala ny RN2 (gal

Miala kely ville nefa tsy lavitra koa.
AMBOHIMALAZA tanàn’ny andriana
Akaikina lotissement ity. Olona 1 no tompony anaty juridique. Cadastre ny boky.
200m miala ny bus mankany anjeva. Accès fiara tsara,na fiara kely aza afaka eny.
4km miala ny RN2 (galana)
Milamina be ny tanàna. Tsara vue
Raha mety aminao ireo dia mijery mivantana no mety.
Vidiny 80millions fmg
Visite 10.000ariary
03407.517.55

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?