« Apprends à dire : TSY MAINTSY ! »

Active
Mianatra Mahomby
Raha miady aho: mety ho resy.
Raha tsy miady aho: efa resy sahady.
Ndao hianatra hiteny hoe: TSY MAINTSY!
Na manakana aza ny olona dia « TSY MAINTSY »

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?