ANY VE LAY FANDIOVANA VAVONY RA MAURICE ???
Ataovy vonona ny CVA fa hankalaza ny fetin’ny Commune faha 57 taona nisian’ny Commune Ranomafana isika afaka ampitso.
» La Commune Rurale de Ranomafana, en tant que Collectivité Territoriale Décentralisée était créée le 17 Septembre 1963. »
Ny CVA mantsy ny antsika mba tosika fameno. Solution Numeron’i Terezy, ny sasany efa nahazo in-telo, asa ny anareo any.
MISOKATRA ANDROANY 15/09/2020 NY PARKA sy ny BAIN ary ny LALANA. Mbola mihidy ny PISCINE