TENA TELEPHONE ITY KANEFA DIA AFAKA ANORATANA TAHAKAN’NY STYLO REHETRA IZAY FAHITA ANDAVAN’ANDRO
1/Ny mombamoba azy :
DOUBLES SIM STANDARD
Misy fampidirana carte mémoire micro SD afaka henoinao hira
Misy bluetooth
Afaka anaovana enregistrement vocal rehefa any ampianaraka ho an’ireo tsy dia maharaka fanazavana ,averina henoina rehefa tonga any an-trano
Misy changement vocal ,afaka manova feo rehefa miantso olona (afaka atao feona zazakely ,feom-behivavy ,feon-dehilahy
Misy lampe de poche
Afaka solona encre rehefa lany ny stylo ,efa misy encre de rechange
Afaka andraisana appel ,message ,sns
Stock très limité fa araraoty
CONTACT :034 73 942 38

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?
Did you find the information you were looking for on this page?

0 / 400