Business Center
Send message
Mada Renov is feeling lovely at Ambolokandrina.
· Antananarivo
Rénovation phare de voitures et/ou motos
Manadio jiro tsy mampiasa vernis sy polymérisation fa efa manana produit voatokana hoan’ny phare :
Deux produits de lustrage dia aveo asiana protection ultrat violet miaro an’ilay jiro amin’ny masoandro amin’ny farany mba tsy hiverina mangafoka intsony
Mametaka LED flexible ihany koa(tunning)
Avec GARANTIE 2ANS
Visite technique validé
Afaka manao déplacement manerana ny Antananarivo Renivohitra ihany kou izahay
Toerana misy anay : Ambohipo Ambolokandrina
Contact : 0385585650 ou 0389684736
WhatsApp :0385585650
Ora fisokafana : Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy amin’ny 7:30ora maraina hatramin’ny 05 ora hariva,
Tongava soa fa raisinay ampitiavana daholo ianareo mpanjifa o