Education
Send message
MSI formation is feeling happy at Ambatomaro.
· Antananarivo
– Ny » CARTE MERE » (CM) dia miantoka ny tanjakin’ny Ordinateur iray. Noho izany :
Ny fahaizana misafidy » CM » dia anisan’ny zava-dehibe mila hay rehefa hividy Ordinateur na koa hanangana ny anao manokana. Indrindra fa ny Unité Central(UC)
Ka ireto ary misy teboka maromaro mila jerena rehefa hividy CM ianao :
SOCKET
CPU max Supporté
Nombre des PORTS
RAM max Supporté
MARQUE
Rehefa hainao ireo dia afaka misafidy izay CONFIGURATION mifanaraka amin’ny izay Asa ilavanao Ordinateur ianao.
Tsy misy CM ratsy fa ny fahaizana mikarakara sy mampifanaraka ny Configuration mety aminy no tena ilaina.
Raha toa ianao ka te handalina misimisy kokoa ny amin’ny resaka MAINTENANCE INFORMATIQUE dia efa misokatra izao ny fisoratana Anarana ho an’ny VAGUE manaraka ato @ MSI formation
#Tsara_ny_mizara
@followers