hafana moteur , na rano ianao ,no izy koa no mandefa n’y ventilateur n’y radiateur rehefa Tonga @hafanana ilainao. (Réglable de 1° à 110°C)
tsy maintsy asina relais ny ventilateur Raha mampiasa thermocontact
Raha atao afficheur température fotsiny d mitsatoka + et – bat izy d mety
efa misy sonde miaraka aminy(afaka tohizana am izay halavany ilana azy n’y file sonde fa fohy )
#tsy sarotra installation fa n’a ianao Iany Dia mahavita azy.
0341821105
Livraison 3000 centre ville , 4000 à 5000ar périph
(Manao test alohan’ny mandoa vola)
$60,000
· ANTANANARIVO
Afficheur température/thermocontact
Message