Manana olana amin’ny turbo ve ny fiaranao, toy ny fiara maty turbo izay:
-midonaka fotsy
minana menaka’
–
kely haina
na mety hidonaka mainty ra miraikitra géometrie
ary misy feo avy amin’ny axe
Izahay dia manana ny vahaolana! Ao amin’ny [turbo pro répa], manolotra serivisy fanamboarana sy fanoloana turbo izahay amin’ny kalitao ambony. Miaraka amin’ny fahaiza-manaonay sy ny kojakoja azo antoka, dia manome antoka izahay fa ho tanteraka tsara ny asa ataonay. Mifandraisa aminay ankehitriny amin’ny 0341285235 ho an’ny fanombanana maimaim-poana ary avereno ny herin’ny fiaranao! [turbo pro repa.”toerana: bypass domaine