« Gagnez 100.000Ar et un pack beauté ! Participez au concours Hatsarana Makeup »

Product/service
Send message
Hatsarana Makeup
Coucou
Ela be teto @pejy tsy nisy jeux koa andao indray ary, Azahoana 100.000Ar+ mise en beauté pack 100.000ar ato aminay . Na efa betsaka aza ny mahalala ny fisianay dia mbola maro koa ireo tsy mahalala ka noho izany
Tsotra kely ny fitsipika andraisana anjara :
1) asio j’aime ny page Hatsarana Makeup
2)Inviteo ny aminao (*Inviter tout* ,dia alefaso
Eto @commentaires ny capture ho fanamarinana) asio soratra miaraka @ilay capture anao mentionner followers na à la une oe abonneo ny page dia tongava manao manjamanja ato @Hatsarana o.
3) Partageo @mur sy groupe izay misy anao ity publication ity
Ndao ary mifarana am 31 Août ny lalao , bonne chance

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?