Vaovao an’i Damyan kely
Mifanintona foana tsy ankijanona Damyan kely nandritra ny herinandro teo izay. Miha-mivonto ny tanany sy ny tongony havia izao. Tsy dia mahasakafo koa izy. Efa nozahan’ny dokotera mivantana izy. Mety ahiana hoy izy ireo ilay valve. Ka mila manao scanner sy analyse maro izy tompoko. Mitentina eo amin’ny 800.000 ar eo izy noho izany tompoko.
Manao antso avo amintsika izy ireo
Marihina moa fa ilay kinésithérapie tena lafo. Nefa tena ilainy izany. Raha misy olona hanefa izany dia mandefa izany amin ilay mpanotra (spécialiste) tompoko
Vonjeo re,
Mitalaho re tompoko
.
fa mafy be ny manjo an’i Damyan kely
Ireto ny laharan-taroby mivantana tompoko raha misy izay azontsika atolotra ho an’i Damyan kely :
0345637549(Mvola)
Mankasitraka indrindra feno e, Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hamaly avo zato heny ny soa vitantsika tsirairay avy amin’izy ireo.
Am-pitiavana feno