PORTE CINTRE DOUBLE PÔLE
Misy pneu afaka atosika mikisaka
Matanjaka be ( mahazaka 35Kg)
Qualité tsara ( vy iray manontolo)
Misy fiantonana pôketra
Couleur : blanc
Prix : 55000Ar
Afaka manao livraison izahay sady mandefa amin’ny Province ihany koa
Contact : 038 49 347 33