TOSIKA FIDIRAN’NY MPIANATRA
« Ny Toky hono fitaka, fa ny atao no hita »
Araka ny efa nolazaiko dia Izy no Mr RIOT avy ao ANTANANARIVO , Izay anisany nomeko Vola 100.000 Ar na 500.000 Fmg atao Tosika FIDIRAN’NY MPIANATRA, Satria tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy.
Izay nampanantenaiko dia tsy maintsy tanterahiko satria ny Werawera tsy maintsy mandeha Tompokolahy sy Tompokovavy.