Zø Design conception
CV. ———LM /1500 ar na CV na LM
Izahay dia manamboatra CV sy Lettre de motivation (LM) ho anareo tanora na lehibe izay andalana mitady asa na miheritreritra ny hiasa, Lettre demande de STAGE kosa ho an’ireo mikasa anao stage ,indrindra fa ianareo DEBUTANT nefa te hanana CV sy lettre de motivation(LM)
Misy model
français,
canadienne
professionnel
moderne
misy model Maro be
Manampy amn fanontaniana momba ny entretien Ku
Marihina fa amin’ilay professionnel mandresy lahatra tsara sy maneho ny motivation anao tsara
Maro ireo models azo hisafidianana , na anglais na français dia misy avokoa ary amin’ilay maharesy lahatra s’y manintona ny recruteur ary Tonga de entretien sisa no heritreretina
Afaka alefa par email
/WhatsApp
1500ar
ny sarany na CV na LM , tena efa mirary tena mirary
vita vérification fona VO mandoha vola
Mp avy hatrany ary na miantso directe ( 038 34 196 03) ho an’izay liana
Maro Ireo efa afa-po tato amnay