Apetraho aminay hatrany ny fahatokisanareo mba hafahanay manome ny fahafaham-po anareo ehh!!
manarina izay pempo rehetra amin’ny vatan’ny Fiara izahay.
manolo izay vy arafesina sy lò rehetra.
manamboatra sy manakatona ny plastika vaky.
manitsy ny varavarana sy izay tsipika rehetra mivilana(ajustage, alignement)
mamerina ny lokon’ny Fiara ho toy ny vaovao
mandoko ampahany na manontolo ny Fiara.
WhatsApp
SABOTSY NAMEHANA.
+4
FREE
· ANTANANARIVO-NORD
Peinture Jbs
Message