« Villa spacieuse à Mahajanga, idéale pour les groupes »

Tongasoa eto Mahajanga,
Manana trano ngeza ampanofahina izahay , efa nahidina be ny prix am zao
Ho an’izay mbola mitady trano madio be, 4 chambres ,véranda fermé malalaka be, salon misy télé canal sat sy salle à manger ary ny cuisine misy ny rehetra azo andrahoana tsara fatana gaz ngeza be , toilette sy douche ao anatiny ary misy ihany koa any ivelany , izahay
Tompony mivantana azo atokisana tsara, trano malalaka be ho an i Fianakaviana mahazaka olona 20 Personnes eo ,rano bobaka be (forage)chāteau d eau jiro misy foana mazava tsara ,sécurisé, misy parking sady afaka hanovana grillade party, sady tsy lavitra ville no tsy lavitra plage ihany koa, route d Amborovy misy lalana mitsofoka kely ,5 mn Aqualand, Pizzeria,glace,3 min à pied tsena kely misy trondro frais sy legumes sns ihany koa,
FB midira mp am Tompony mivantana le mi Pub afaka mamaly haingana ny fanontanianareo Tompoko ho an’izay liana na tel 0341 551 268 ( responsable sur place)
Miandry anareo ao koa ny manga am zao ohanina fotsiny
Mankasitraka Tompoko de misaotra mialoa am fahatokisanareo
+26

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?