Tafit’art
MANIRY NY HANATSATSARA NY TRANONAO VE IANAO?Na ivelany na anatiny, afaka manatanteraka ny nofinofinao izahay.
Manao ny asa rehetra momba ny loko izahay
,efa betsaka no afa-po ary afaka miasa tsara amin’izay fotoana hifanarahana na alina aza
Manao loko tsotra izahay toy ny a l’eau, a l’huile, matte , brillant, sns, amin’ny loko izay tianao sy amin’ny support izay ilainao: rindrina, fanaka, tamboho, vavahady, sns
Manana traikefa momba ny décoration murale: rose devant, stucco,venetian amin’ny couleur sy motif izay ilaina sns.
Placo platre , tsotra na misy motif izay ilaina ihany koa.
Plaque publicitaire sns..
Afaka manoro hevitra.
NB:PROFESSIONNEL TOMPOKO NY ASANAY, MAIMAIM-POANA NY DEVIS .,
Koa aza misalasala ary miantso :
038 68 998 27, 033 32 361 29, 034 77 658 68 na
solofondrinahajatafita@gmail.com