Immo En Ligne
Tany amidy morabe sady maika be
VILLE ITAOSY 5MIN ARRET BUS HORIZON
(tsy accés) titré et bornÉ
384M2 =125 millions a deb
0387784360 miantsoa mivantana.
VAKIO TSARA DIA MIANTSO RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY
#TANY ANATY TANANA BE
#MIDINA TOTOHATRA ANATY HELAKELATRANO
#MISY TETEZAN HAZO KELY 7M DIA MBOLA MIS TSy VOATOTOTRA KEL ANY AORINA (SUR TERRAIN DETAIL)
TONGA DIA AZO ANORENANA
misy droit de visite obligatoire
10000ar ,
miteny 1j mialoha ny visite
tsy mila paniera fa varotra directe