10 others
Resaka TELEPHERIQUE le raha
VITA ny 80% ny ASA hon’ny Gare Anosy.
Izy ity no antsoina hoe Ligne Orange izay mampitohy an’Anosy-Ambatove ary Fitiavana no anarana iantsoana ity Zotra ity
TOY IZAO ilay FAMPANDROSOANA miaraka @ Filoham-pirenena Andry Rajoelina ary VOAPOROFO HATRANY FA IZAY LAZAINY DIA TANTERAHINY AVOKOA