Hey ooo Tinao ve io kiraro io @ sary io Mety ianao io mihitsy ho hahazo azy @ vidiny 0.00ARIARY fa andao hilalao miaraka Boutique en ligne by XIMA Partageo eo @ mur anao en mode public ity sary ity Partageo @ groupes 5 izay misy anao ihany koa Mentionn

Hey ooo
Tinao ve io kiraro io @ sary io
Mety ianao io mihitsy ho hahazo azy @ vidiny 0.00ARIARY
fa andao hilalao miaraka Boutique en ligne by XIMA
Partageo eo @ mur anao en mode public ity sary ity
Partageo @ groupes 5 izay misy anao ihany koa
Mentionneo namanao 5 ato @ commentaire (afaka mamerimberina hampitombo ny chance anao )
Ho verifienay daolo ireo vao mahazo ianao ary ny alarobia ho avy izao @ 11h ny fisarihana
Manomboka ny alatsinainy izao dia hanao live tsikelikely isan’andro izahay manomboka @
H maraina ka aza tara fa hisy entana maromaro ho liquidena ato toy ny kiraro, sacs de marque, bijoux…
Aza adino mi s’abonner @ page raha te haharaka lalao foana
Bonne chance

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?