LES BONNES RÉSOLUTIONS et SE POSER LES BONNES QUESTIONS Rehefa faran’ny taona otranizao ny fitodihana , hijerena ireo zava-bita rehetra nandritran’izay 365 andro izay Fotoana fiheverana an’ireo olona nomentsika toerana eo amin’ny fiainanantsika Mampan

LES BONNES RÉSOLUTIONS et SE POSER LES BONNES QUESTIONS
Rehefa faran’ny taona otranizao ny fitodihana , hijerena ireo zava-bita rehetra nandritran’izay 365 andro izay
Fotoana fiheverana an’ireo olona nomentsika toerana eo amin’ny fiainanantsika
Mampaninona anao ireny olona ireny ? mitondra inona ho anao ? Mbola omenao tazominy ve ilay toerana sa akarinao grade izy sa hoesorinao tsy hitoetra anaty eritreritrao intsony akory ?
Fotoana andinihanao ny tenanao
Ary izaho ity mba mitondra inona eo amin’ny fiainan’olona manodidina anah ?
Mba inona no vitako tamin’ity taona ity ? Tratrako ve ny tanjoko ? Inona no tokony hovaiko hoan’ny taona vaovao ?
Fotoana fanadiovana fo
Miezaka kely dia esorina any ireo mety ho ratsy rehetra nentin’iny taona lasa iny tsy hitoetra ao anatinao intsony
na inona io na inona
Nefa iny taona lasa iny koa nampianatra zavatra maro
Ho anah manokana zao tena nesoriko tao anaty vocabulaire ako mintsy zany hoe :  » PESSIMISTE  » zany
Tsy mbo za zany , ary tsy ho za intsony
( Qui est porté à être mécontent du présent et inquiet pour l’avenir )
Enoko hoe nialehibe kokoa ah
niakatra ny  » Âge mental  » ako , satria niakatra level hatramin’ny problème hatrehako
lasa hafa mintsy ny fomba fisainako , fomba fijeriko ny toe-javatra rehetra manodidina anah
Bref , merci be 2023 fa mahay lesona ah Zao
Ary enao mba ahoana ?
Nampianatra anao inona iny taona iny ?
Inona no mba tena tinao hiova amin’ny fiainananao hoan’ny taona vaovao ?

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?