Système Dia automatique raha manao mise à jour raha azy d’origine
Méthode Manuel
Afaka alaina téléchargena Dia atao am clé USB
Maka azy efa misy site fakana azy.
Update UBS
Méthode en ligne mivantana , sady mora no tsotra sad aingana
Ao am paramètres misy hoe
Upgrade online
Na upgrade fotsiny
Dikateny upgrade Dia hoe mise à niveau,n’a mise à jour, izany
Tsy fatao mividy decodeur , na ordinateur ,na téléphone sns ianao , sady efa naloanao ny sarany Dia no entina mody n’y entana ,
izay vao manontany hoe ahoana moa ito mba tsara vé sns
Satria ts manaraka fenitra
Principe
Manontany sy mijery fiche technique vao mividy
Makasitraka
Hoy zoky zandry Belou Belou