Hatsarana Makeup Send message Hatsarana Makeup ATELIER MAKEUP et VENTE DE PRODUITS Ho anao izay mbola tsy nisoratra anarana aza tara Fianarana maquillage natao ho anao débutant(e)s na te ivoaka proffessionnel na te ahay maquillage ny tenanao manokana.

Hatsarana Makeup
Send message
Hatsarana Makeup
ATELIER MAKEUP et VENTE DE PRODUITS Ho anao izay mbola tsy nisoratra anarana aza tara
Fianarana maquillage natao ho anao débutant(e)s na te ivoaka proffessionnel na te ahay maquillage ny tenanao manokana.
Séance iray ihany dia afahanao mianatra ny étapes de A à Z ny maquillage ao anitin’izay ny traçage sourcils ilay tena tianareo ho ay
Izahay no miantoka ny fitaovana ianarana rehetra,ny blender ihany no vidinao manokana am vidiny mirary 3.000Ar
Ireto ara ny fotoana afahanay mandray dia misafidy @izay mahafaka anao:
Larobia 09h ou 13h
Zoma 09h ou 13h
Sabotsy 09h ou 13h
Rehefa vita ny fampianarana dia mivarotra ny fitaovana rehetra ilaina mety aminao izahay
Aza adino sy cahier sy stylo andraisana ny lesona an
Paf 25.000Ar.
Efa misy ihany koa ny fianarana 3séances azahoana attestation.
Lieu de formation
Hatsarana Analakely entre Zaimaika et Sensunik
Ao am mp no misoratra anarana na afaka manantona mivantana
Contact 0330416046

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?