ᴺʸ ᶜᴿᴱᴬᵀᴵᴼᴺ Defi ahazahoana 1378€ na 6 892 347 ar ity misy Defi kely ho ataoko amin’ity taona 2024 ity itako tanaty Tiktok ka tiako zaraina aminareo fa tena mba nahafinaritra ahy tsy maninona na efa 2 ème semaines aza isika fa vita foana io ary asaiko

ᴺʸ ᶜᴿᴱᴬᵀᴵᴼᴺ
Defi ahazahoana 1378€ na 6 892 347 ar
ity misy Defi kely ho ataoko amin’ity taona 2024 ity
itako tanaty Tiktok ka tiako zaraina aminareo fa tena mba nahafinaritra ahy
tsy maninona na efa 2 ème semaines aza isika fa vita foana io ary asaiko ianao hanao azy miaraka amiko
tsotra kely ny fanaovana azy .. ao anaty video ny fanazavana
afaka ovaina ny somme mazava ho azy selon ny fahafahan’ny tsirairay fa ny zava dehibe dia mahavita mi economiser ianao amin’ny fin d’année

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?