Top contributor
Tany amidy eny Ambohinome Ambatolampy Tsimahafotsy prix 15 000 000ar ny 425m2 efa ao anaty prix ny fikarakarana ny taratasy rehetra, olona iray ihany ny manao sonia tompon ny tany, acces voiture, tonga dia afaka hanorenana avy hatrany, 15mn voiture miala @rocade Tsarasaotra, misy bus makeny ihany koa, raha mahaliana anao dia afaka mijery mivantana avy hatrany 0343459292
$15,000,000
· ANTANANARIVO
Tany amidy Ambatolampy Tsimahafotsy
Message