-Tsy mila mampiditra crédit intsony
fa micharge dia afaka mifampiresaka foana
-Mampihena ny fivezivezena
-Mazava sady tsara ny feo
-Tsy misy sarany, tsy mividy crédit
-Mety foana na toerana tsy misy réseau ary
-Afaka mifampiantso tsy misy fetra
-Mahatakatra 1km H@ 5km
-Afaka ampifandraisina maromaro: miresaka miaraka
Motorola Lehibe / 430.000Ar
Afaka manao livraison avy hatrany
Mandefa @ faritra rehetra eto Madagasikara.
FREE
· ANTANANARIVO
TALKIE WALKIE Manampy BE antsika: orinasa, grossiste, securité, tsena, asa sur terrain …
Message