Very omaly alina tao Anosivavaka Ambohimanarina ny ordinateur portable marque HP 250 G8 ram 4Go mem 128Go, 15’6 pouce, core i3, sy materiel de diagnostic ana fiara ( toy ny amin’ny sary) Koa iangaviana ianao izay manana vaovao maro-pototra afahana mahita

Very omaly alina tao Anosivavaka Ambohimanarina ny ordinateur portable marque HP 250 G8 ram 4Go mem 128Go, 15’6 pouce, core i3, sy materiel de diagnostic ana fiara ( toy ny amin’ny sary)
Koa iangaviana ianao izay manana vaovao maro-pototra afahana mahita ireo entana ireo na ny olona nanao izany mba hiantso ny laharana 0344171818 /0345459424 / 0344975272 fa hisy valisoa omena anao.
Misaotra indrindra

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?