VAKIO HATRAMIN’NY FARANY AZAFADY Na dia tsy ingénieur, technicien na géomètre expert aza ianao, kanefa miasa na manao fandraharahana amin’ny sehatran’ny fananantany, immobilier, Genie civil, BTP mines, hydrauliques, géologie, sns, dia azonao atao tsara ny

VAKIO HATRAMIN’NY FARANY AZAFADY
Na dia tsy ingénieur, technicien na géomètre expert aza ianao, kanefa miasa na manao fandraharahana amin’ny sehatran’ny fananantany, immobilier, Genie civil, BTP mines, hydrauliques, géologie, sns, dia azonao atao tsara ny mianatra sy mahay ny teknika momban’ny ingénierie de topographie izay asa ataon’ny tehnicien géomètre sy géomètre expert ary ny ingénieur géomètre topographe amin’ny alalan’ny fanarahanao ny formation rehetra izay alefa ao anaty groupe Facebook privé antsoina hoe « COURS D’INGENIERIE DE TOPOGRAPHIE, ROUTES, GEODESIE, FINANCE D’ENTREPRISE » izay tantanan’ny sekoly Institut de Topométrie de Madagascar (ITM) eny Ambohijatovo Près Lot VE 38 Ambatovinaky Antananarivo.. Hianaranao ao ny etudes topographiques de projet routier, projet immobilier, projet VRD, carrefours giratoires, en T, Y, canaux, digues, sns. Hianaranao ao ihany koa ny etude et conception géométrique de projet routier, assainissement, sns
Afaka manaraka ny formation tsy mandoa vola ianao mandritra ny herinandro. Rehefa tapitra ilay fe-potoana herinandro gratuit, kanefa tianao ny mbola hanohy ny fianarana mandritra ny fotoana maharitra tsy manampetra, dia asainay ianao hiditra mpikambana maharitra ao anaty groupe « COURS D’INGENIERIE DE TOPOGRAPHIE, ROUTES, GEODESIE, FINANCE D’ENTREPRISE » amin’ny alalan’ny fisoratana anarana. Ao anaty groupe ny details mikasika izany. Mandrosoa ary eh:
Inty ny rohy hanarahanao ny formation mandritra herinandro tsy mandoa vola.
Tel 0326724980
PRIVATE GROUP • 66 MEMBERS
COURS EN LIGNE D’INGENIERIE: TOPOGRAPHIE- ROUTES- GEODESIE- ENTREPRENEURIAT

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?