Resaka fahasalamana kely
MANALA NY TAVY, MAMPIHENA NY KIBO BE, VATANA AO ANATIN’NY 7 ANDRO MONJA AMIN’NY FOMBA TSOTRA ARY NATORALY
ZAVATRA ILAINA
Citrons 3
Concombre tapany « 1/2 »
Sakamalaho 1 « Gingembre »
Raviny menthe « Feuilles de menthe »
Rano 1,5 litatra
??
FIKARAKARANA AZY
– Ampangotrahina ao anaty vilany ny rano 1,5 litatra
– Arotsaka ny Citrons 3 voasilaka
, Concombre tapany efa vita tetika
, Sakamalaho 1 voatetika, Raviny menthe
– Ampangotrahina mandritra ny 10 minitra eo ho eo
– Manaraka izany, avela hangatsiaka tsara aloha, izay vao tatavanina hiala amin’izay ny faikany.
NY FIHINANANA AZY
– Tsara kokoa raha afanaina vao misotro izany.
– Isaky ny maraina vao mifoha hatrany ny fihinanana izany.
FANAMARIHANA
Tsara kokoa raha tsy voasana ny sakamalao, citron
, concombre nefa sasana madio tsara
FAHARETAN’NY TRAITEMENT
Raha misotro izany isan’andro ianao mandritra ny herin’andro dia tokony efa misy fiovana hatsaram-bika hitan’ny maso sy fihenana lehibe voamarin’ny mozana.
Mirary soa tompoko