Ndao indray ary iresaka hoe inona no matonga ilay volo vakivaky
Maro nareo no mitaraina @nilay volo vakivaky dia anazava any Antony aho anio
Arakiny efa no lazaiko teto dia io volotsik io hoy aho dia zavatra miaina otran tsik olombelona iany tokony omena sakafo
,rano
, sns…
Matsapa reraka iany ko izy rehef ts ampy ny sakafo omenareo azy
ts lava resaka be aho fa ndao ho fakafakana ny matonga ny volo ho vakivaky @zay ary e
Ny matonga ny volo vakivaky dia mis avy @toe-trandro miovaova
,mis koa nefa ilay produits ampiasanareo tsy.zakany ilay volo f rehef mijer produits indrindran f ny shampoing dia jereo fona owe tsisy (alcool,paraben ary sulfate)
Maha vakivaky volo koa hoy aho ilay volo tsy asina menaka mihints (bain d’huile)
Ary farany aiza sasana @rano mangatsik be
fona ny volo rehef manasa loha na zay ary no mazatra andry fa lasa maha vakivaky azy izany atao rano matimaty fona
(entre mamay sy mangatsik ) sad ts mamay be izan no ts mangatsik b hiany koa
Dia zay fa mirary soa