ASTUCE GRATUIT(E):Manala mony, tâche @tarehy,manala point Noir sy Sébum Naturel
ABONNEZ_VOUS SUR CETTE PAGE :Vente perruque, tissage, fausse fesse en silicone, fausse seins en silicone, gaine colombienne et astuce gratuite tout les jours
ZAVATRA ILAINA :
Tai_café
Huille d’olive
Blanc d’œufs (afaka tsy asiana)
FAMPIASANA AZY:
Afangaro tsara daholo ireo fangaro ireo
Tarehy madio, vatana madio no hosorana azy
Massena mora2 pendant 10min à 15min eo
Kobanina @rano Matimaty avy eo
1 ou 2 fois par jours manao azy
Ho hitanao fa malefaka sy malama, ary madio tsara ery
Mirary soa daholo
aza adino manao j’aime ny page sy mi_partage an !!