Finaritra Sarobidy is with Sariaka Jacobs and
21 others
Nisokatra amin’ny fomba ofisialy anio 5 febroary 2024 ny taom-pitsarana 2024. Notanterahina io maraina io ny Fotoam-pitsarana manetriketrika nanamarihana izany izay natao teo ambany fiahian’Andriamatoa Andry Nirina RAJOELINA, Filohampirenena sady Filohan’ny Filan-kevitra Ambonin’ny Fitsarana. Ny Filoha Voalohan’ny Fitsarana Tampony sy ny Tonia Avo Mpampanoa Lalàna no nitarika ny lanonana. Tonga nanotrona sy nanome Voninahitra izany fotoana manetriketrika izany Andriamatoa RAHOLDINA Naivo Herinantsoina, Filoha Lefitry ny Antenimierampirenena misahana ny Faritanin’ Antananarivo.