Manala tâche navelan’ny mony, manadio tarehy ihany koa fa mila maharitra kely!!! ZAVATRA ILAINA – Ovy 1 dia efa ampy fa afaka ataonao izay mahafapo anao kou FIKARAKARANA AZY – Rapena ny ovy rehefa voadio sy voavaofy FAMPIASANA AZY – Ahosotra @ tarehy

Manala tâche navelan’ny mony, manadio tarehy ihany koa fa mila maharitra kely!!!
ZAVATRA ILAINA

Ovy 1 dia efa ampy fa afaka ataonao izay mahafapo anao kou
FIKARAKARANA AZY

Rapena ny ovy
rehefa voadio sy voavaofy
FAMPIASANA AZY

Ahosotra @ tarehy ilay izy, tsara kokoa raha @ hariva no manao azy dia kobanina rehefa alonan’ny hatory
FANAMARIHANA

Afaka atao isan’andro fa tsara kokoa raha mba maka aina kely indray ny tarehy rehefa avy manao azy
Mirary soa daholo o!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?