Trano Apanofaina Antananarivo
TRANO AHOFA
Efitra 3 Ambany riha
Anaty la cour cloture tsara
En securite tsara
Enviroment tres calme tsara
Misy douche & wc madio tsara
Misy jiro mitokana
misy bassin anasana lamba
misy tokotany malalaka
Acces moto lalana
Tsy mitsofoka be io
Akaikiny pompe vo mivoaka vavahady
Misy Ambony de misy Ambany
Afaka misafidy ze mety @nao
Toerana calme tsara io
misy lavarangana mitokana
Tompony trano tsotra
Hofany :160.000ar
visite :5.000ar
Toerana :itaosy eo : Arret bus dokotera Na Gendarme
TEL :0349344252/ 0329242108/0333207055/
tonga de miantso