KIA Morning
Io indray ny asa vita teto
Nametahana commande à distance misy alarme
Maty ny poulie anah moteur Dia nosoloina
Namboarina ihany koa ny cable fa tapaka
Izahay dia vonona atrany amaha ny olan ny varavaran ny fiaranao
Tsy mifidy marika fiara
Afaka manantona anao ihany koa , ary azonao antsoina amin ny fotoana rehetra
0337298856
0348931423