Hanitra Ihm
Salama tompoko, izahay mikarakara ny jiro rehetra fiara na moto,
# Manadio jiro tsy mampiasa vernis
# Mametaka led flexible
# Mamadika jiro ho lasa fond noir
Koa aza misalasala ary miantso avy he,
Prix: mirary mp na miantso,
Toerana: lalam-baovao 67ha
Tsy miasa asabotsy fa miasa alahady,