Lacoste Kely
Top Contributor
Averiko farany aloany anaovanay rénovation
Trano amidy. Talatamaty
mora be
-425 m2 titré borné misoratra @ olona 1
-Trano 2 be izao
amorondalana
#cartier résidentiel
Ny trano 1 6 chambres de ny 1 3 chambres
-De efa misy tsena kely ray efa folaka eo aloha ,de misy chalet kely ray ao atokotany misy lakozia 1 atokotany ,douche, wc anatiny daoly
-jiro sy rano. Jirama
-Antonona fiara 5 ao antokotany
-Amorondalana de 500 mètres miala ny arabe ,
#tompony direct
0345830799
#prix 1milliards 900 fix de izay tonga aloha