Theodor Mahefa
Miarahaba antsika groupe rehetra!!!!
Izahay dia spécialiste momba ny jiro fiara.
MIVAROTRA
Globes de phares
Clignotants
Feu arrière
Ampoules
Réflecteur
Anti-brouillards
Rétroviseur
Parabrises,sns…
MANADIO
Ireo jiro fiara vasoka
Ireo jiro fiara manjavozavo
Ireo jiro fiara tafiditry ny loto na lomotra
MANAMBOATRA
Ireo jiro fiara misy fahavakisana (vaky)
Manao réparation ireo jiro fiara vaovao tsy mbola ahitana any amin’ny magazay.
#contact
:033.21.312.37
:034.46.272.01
Manao livraison Tana sy province rehetra.
Misaotra indindra tompoko.