Iza no tianao? handray cadeaux sa ahazo fihenam-bidy
SERUM RÉPARATEUR KINANA PLUS ny resaka
100% naturel izy.
Manalava sy mampangirana volo
Miaro ny volo miloko indrindra @ tapatapaka sy simba ary vakivaky.
Mitsabo ny volo simba, vakivaky ary tapatapaka ihany koa.
Vidiny hatramin’izay: 10.500ar
Raha mividy azy ianao alohan’ny Fety dia miova ho 8.000ar ny vidiny.
Mbola azonao hatao koa ny mividy izany @ vidiny normal fa kosa mahazo huile en lait 35ml ho cadeaux
Analakely esplanade box num 6
0344856651/49
Itaosy Bemasoandro ampitan’ny auto école DIDA alohakelin’ny shop Liantsoa
0344856650