ATAO THE DIA
Manala ny rarin-tsaina
Mampidina tosi-dra,
Manampy amin’ny fandevonana sakafo
Miaro amin’ny fitohanana,
Manampy ny olona mba ahita torimaso amin’ny alina
Tsara hoan’ny maso sy ny fo
Manala tavy, mampihena vatana
Toy izao ary ny fomba fikarakarana azy :
Mapangotraha rano 1 litatra
, dia alaina ny hoditr’akondro
1 voasasa madio tsara dia alefa ao amin’ilay rano mangotraka
ka avela eo amin’ny afo mandritran’ny 10 mn dia esorina avy eo.
Afaka sotroina avy hatrany, tsy azo tehirizina fa manao vaovao isaky ny hisotro.