Zavatra andavan’andro no ampiasaina _ Zavatra ilaina : Vary Manalava volo Io no mampatevina Ary manala angadrano Fomba fikarakarana azy : Sasana madio tsara ny vary (tapa-kapoaka eo ho eo) avy eo lomana anaty rano ( roa verre) mandritran’

Zavatra andavan’andro no ampiasaina
_ Zavatra ilaina :

Vary
Manalava volo Io no mampatevina Ary manala angadrano
Fomba fikarakarana azy :
Sasana madio tsara ny vary (tapa-kapoaka eo ho eo) avy eo lomana anaty rano ( roa verre) mandritran’ny 30min na adin’iray fara-fabetsany
. Avy eo alaina iny rano iny atao anaty bocal madio tsara ary ajanona ao mandritran’ny 24h
Rehefa vita izay 24h izay dia ho itanao fa lasa maherihery ny fofon’ilay rano( efa fermenté ilay izy) .
Rehefa avy manasa volo ianao dia iny ranom-bary iny anakobanana azy , ajanona 30min avy eo kobanina amin’ny rano
Baye baye daholo

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?