Dragon Company Misokatra ny Bureau ety Mandrosoa Ivato, Ho anao izay liana amin’ny fanafarana entana avy any CHINE ,JAPON , TAÏWAN Te hanomboka projet nefa tsy hita izay point hanombohana azy? Te hanodina vola sy ahazo bénéfices à 100%? ( oui, tena possi

Dragon Company
Misokatra ny Bureau ety Mandrosoa Ivato, Ho anao izay liana amin’ny fanafarana entana avy any CHINE
,JAPON
, TAÏWAN
Te hanomboka projet nefa tsy hita izay point hanombohana azy?
Te hanodina vola sy ahazo bénéfices à 100%? ( oui, tena possible ilay 100%
Aza misahirana mitady lavaka etsy sy eroa intsony fa ndao tonga dia any ampotony no hanafatra !
Prix d’usine ( Izany hoe prix de Gros direct avy any amin’ny Usine mihitsy no hakanao ilay article ato aminay.
)
Tsy mifidy articles an, fa izay hitanao fa mety aminao no ndao iarahana ketrehana
Ohatra hoe kojakojam-behivavy?
Vetement,Tennis,Talon,sns..?
Hanao sera speaker?
Manodidina ny resaka informatique ?
Fournitures de bureau.?
Aza mitady lavitra intsony na mitaintaina hoe inona ny SITE AZO ANTOKA? Iza no fournisseur afaka iarahana miasa?
Izahay dia afaka manampy anao amin’ny zavatra ilainao rehetra hatramin’ny Fahatongavany entana izay ilainao
Fiaraha-miasa azo antoka, sy azo atao amin’ny fotoana rehetra
<<Il n’y a que des usines auxquelles on ne peut pas penser,et il n’y a pas d’usines auxquelles on ne peut pas trouver.>>

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?