_Ianao ve mba tia piano? _Tena mbola tsy mahay mintsy ve ianao nefa mba mahafinaritra anao ny maheno azy ka maniry ianao mba te ho tonga lasa mamiratra be hoatran’ireny pro be ireny e? _Efa mba nanandrana ihany ianao nanontany tamin’ireny mpampianatra pi

_Ianao ve mba tia piano?
_Tena mbola tsy mahay mintsy ve ianao nefa mba mahafinaritra anao ny maheno azy ka maniry ianao mba te ho tonga lasa mamiratra be hoatran’ireny pro be ireny e?
_Efa mba nanandrana ihany ianao nanontany tamin’ireny mpampianatra piano toa anay oreny nefa tena tsy zakanao mihitsy ny sarany?
Manana Solution ho anao izahay anio
Ato aminay dia misy cours particulier piano misokara ho an’ny rehetra eto Antananarivo sy manodidina.
Natao ho an’ny niveau rehetra(débutant tena mbola 0 mintsy, na efa mahay fa te hiperfectionner kokoa hatrany ka te hihiditra hianatra gospel
)
Ato aminay ihany koa no anisan’ny manana sarany tena mirary eto Antananarivo anefa tsy mena-mitaha amin’ny hafa ny fampianarana
Ka inona indray no andrasana e

Raha liana ianao dia mitongava mp avy hatrany na miantsoa ny laharana 0325937473
Aza miandry ela intsony fa tsy maika hahay amin’izay ve e?

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?