Inty Ary ilay jeux efa niandrasan’ny maro
Jeux azahoana Vola , na Akanjo , na poketra ato amin’ny Iconic Store
Tsotra ny fitsipika :
Ataovy j’aime ny pejy
-Mentionneo ao @ commentaire Ireo namanao hiaraka hilalao (Afaka averimberina mba ahabetsaka ny vintanao )
-Teneno ao @commentaire hoe inona amin’izy Telo Ireo ilay loka tianao ho azo
-Partageo amin’ny groupe ( partage maximum izay vitanao ) sy amin’ny mur en mode public ity publication ity .
Ho sarihana mivantana eto ny valin’ny Lalao ny 03 Avril 2024 .
Bonne chance daholo