Izahay dia mivarotra « FUMOIR »
Mandray vita ianao avec kit complet
Tsy izany ihany fa izay mividy Fumoir dia mahazo formation GRATUITE en Fumé Laqué avy aty aminay. Formation professionnelle en 2jours Gratuite
ouii, Gratuite
Ireto avy no ianarana ao anaty formation:
Char Siu (Tsatsiou)
Poulet Laqué
Ribs Laqué
Poitrine Fumé
Kitoza Fumé
Saucisse Fumé
Koa manasa anao ary izahay ato amin’ny #FUMOIR102 . 0348210242
Ireto ny procedure sy ny details rehetra:
_Rehefa vonona ianao fa anao commade Fumoir dia mandefa Avance 50% (alohanao mivantana na par mobile money, izay mety aminao)
_Alefako aminao avy hatrany ny ingredients ilaina rehetra ilaina mandritra ny formation ary omaninao mialoha izany.
_Apres une semaine vao vita ilay Fumoir izay nataonao commande.
_Amin’ny date de livraison an’ilay fumoir any aminao dia manao ny formation premier jours isika.
_Izany hoe izaho no manao deplacement mankany aminao manome ny formation ary ilay fumoir izay novidianao no tonga dia avy hatrany anaovantsika pratique.
_ Hatramin’ny 6personnes no afaka manatrika ny formation (Afaka miantso namana na havana na ianareo ao an_trano na ihany koa équipe iray amina Hotel na restaurant na karaoke sns)
_Mahazo facture mazava tsara ianao rehefa manjifa ato aminay
prix Fumoir: 400.000ar
0348210242 Mr Manjaka
+7