Ity ndray ary ny afera manaraka e
Renault Super5 manitra kely
Moteur essence mitsitsy kely
Matanjaka tsara
Fiara tena tsara tsy de misy ho tantaraina firy, nefa tena mora.
Prix : 4Millions 600 milles Ariary ( 23 Millions fmg ) légèrement à débattre.
Tsara mijery mivantana. Mp ny tohiny na 034 91 028 55.