Trano ahofa AMBOHIMAMORY AMPITATAFIKA – À louer à 170 000 Ar

Jeannie Raharison
Trano ahofa AMBOHIMAMORY AMPITATAFIKA
Hofany:170 000ar tsy mandoha jiro tsony ,ny rano vovo madio azo sotroina
Eftra ray lehbe sy lakozy misy paillasse malalaka tsara
Wc sy douche any ivelany any ambany fa ikambanana
Ambony rihana misy lavarangana
Accès fa tsisy parking
Panera : 0349315540

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?