Izany ny moto hoan’ny boay kelitsika indray ary
Maneno misy hira telo be izao no sady mirehadrehatra be anh
Vy ny mafy tsara ny matières any,plastique ilay mafy ihany koa
Alefanay mora be ny anay fa tsy misy betsaka
Prix 245 000Ar fixe
Contact 038.89.991.57
Livraison partout à Mada, à partir de 3 000Ar.
$245,000
· ANTANANARIVO
Kilalao Tena tsara
Message