Beauty Salon
Send message
Beauty Express – Métropole is feeling happy at Antaninarenina.
· Antananarivo
coucou les filles
Izao andro mafana izao no ahitana ny maha izy azy antsika vehivavy amin’ ny fikarakarana rehetra:
Volo ,hoho,ny épilation sns …
Tsy mifidy andro sy vanim_potoana ny fikarakarana vatana
Ato aminay Zao misy offre spéciale Halloween :
manao prestations onglerie plus pose vernis semi-permanent couleur : orange na blanc na noir na violet na rouge plus déco na Nail Art halloween = -25% ny prix an’ ny prestations anao
Misy koa ny promotion isaky ny Lundi et Mardi ihany ny pose faux ongles plus pose vernis semi-permanent couleur unie = 10.000ar fa ny déco sy Nail Art à part
Ny Coloration rehetra zay tinao dia tafavoaka daholo fa sur rendez-vous uniquement : pas plus de : 100.000ar
Ny épilation maillot à domicile ihany koa fa mitovy tsara amin’ ny produits ao amin’ny salon fona ny hoetinay any sur rendez-vous uniquement
Aza misalasala ary miantso ny numéros : 0349798731/0322054982
Na manantona mivantana na mandefa message privé( Mp)
Abonnés-o ny page tsika Merci beaucoup bonne journée daholo