Todiveloniaina Rasolondraibe O RY MALAGASY! (Hafatra an-kira) Mandiniha nareo SAVA a! (sy DIANA) Fa ho avy deux mille vingt trois a! Tsy nahavonjy ianao « Zandrilah » a! Aleo mipody i RAJAO. Mandiniha ry Analanjirofo, Fa ho avy 2023 a! Ny werawera no

Todiveloniaina Rasolondraibe
O RY MALAGASY!
(Hafatra an-kira)
Mandiniha nareo SAVA a! (sy DIANA)
Fa ho avy deux mille vingt trois a!
Tsy nahavonjy ianao « Zandrilah » a!
Aleo mipody i RAJAO.
Mandiniha ry Analanjirofo,
Fa ho avy 2023 a!
Ny werawera no nitorajofo,
Aleo mipody i RAJAO.
Mandiniha nareo Toliary,
Fa ho avy 2023 a!
Ny hanin-kohanina tsizarizary,
Aleo mipody i RAJAO.
Mandiniha ry Antananarivo,
Fa ho avy 2023 a!
Ny DELESTAZY dia mandrivorivo,
Aleo mipody RAJAO.
Mandiniha nareo Tamatave,
Fa ho avy 2023 a!
Ny MIAMI toa niova ho « phrase »,
Aleo mipody i RAJAO.
Mandiniha ry Fianarantsoa,
Fa ho avy 2023 a!
Ny Velirano tsy vita avokoa,
Aleo mipody RAJAO.
Mandiniha nareo Mahajanga,
Fa ho avy 2023 a!
Tsy nahavonjy ianao Rainilainga,
Aleo mipody i RAJAO.
Mandiniha anareo Vatovavy,
Fa ho avy 2023 a!
Tsy nahavonjy ianao Rainivandy,
Aleo mipody i RAJAO.
Mandiniha nareo Morondava,
Fa ho avy 2023 a!
Tsy mahavonjy ‘lay « Champion vava »,
Aleo mipody RAJAO.
Mandiniha ry Malagasy,
Fa ho avy 2023 a!
Tsy naharo anao ry Bebasy,
Aleo mipody i RAJAO O O O!
(Sary fanehoana)

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?